Plateau Malagasy (Malagasy, Plateau)
Download PDF     
        

1. Marina
1.
1. Azon'ny sarangan'olona rehetra izay mamaky na mihaino ve ny zavatra adikanao?
1.
1. Azon'ny sarangan'olona rehetra izay mamaky na mihaino ve ny zavatra adikanao?
1.
2. Tafiditra ao daholo ve ny teny manan-danja rehetra?
2.
1. Tafiditra ao daholo ve ny teny manan-danja rehetra?
1.
3. Misy heviny ve ilay teny?
3.
1. Misy heviny ve ilay teny?
1.
4. Nampiana na nanalana ve ilay teny?
4.
1. Nampiana na nanalana ve ilay teny?
1.
5. Mahalaza ny tian'ny mpanoratra ho lazaina ve ny teny nadikanao?
5.
1. Mahalaza ny tian'ny mpanoratra ho lazaina ve ny teny nadikanao?
1.
6. Moa hita ao amin'ny raki-bolana ny teny adikanao?
6.
1. Moa hita ao amin'ny raki-bolana ny teny adikanao?
1.
2. Mazava
2.
1. Azon'ny sarangan'olona rehetra izay mamaky na mihaino ve ny zavatra adikanao?
1.
1. Azon'ny sarangan'olona rehetra izay mamaky na mihaino ve ny zavatra adikanao?
1.
2. Mampiasa fiteny iombonana izay eken'ny rehetra ve ianao?
2.
1. Mampiasa fiteny iombonana izay eken'ny rehetra ve ianao?
1.
3. Mifanaraka amin'ny firafitry ny fehezantenin'ilay fiteny andikanao azy ve ny teny adikanao?
3.
1. Mifanaraka amin'ny firafitry ny fehezantenin'ilay fiteny andikanao azy ve ny teny adikanao?
1.
4. Manaja ny mari-piatoana ve ianao?
4.
1. Manaja ny mari-piatoana ve ianao?
1.
3. Natoraly
3.
1. Toy ny olona miresaka ve ny fandrenesanao azy?
1.
1. Toy ny olona miresaka ve ny fandrenesanao azy?
1.
2. Mahafinaritra anao ve ny mihaino azy?
2.
1. Mahafinaritra anao ve ny mihaino azy?
1.
3. Mahomby sady mandaitra ve ny fampielezana azy?
3.
1. Mahomby sady mandaitra ve ny fampielezana azy?
1.
4. Tsy mivoana amin'ny zavatra hiaingana
4.
1. Tsy ahitana fiandaniana ve ao amin'ny dikan-teny?
1.
1. Tsy ahitana fiandaniana ve ao amin'ny dikan-teny?
1.
2. Misy hevitra manokana ve ao amin'ny dikan-teny?
2.
1. Misy hevitra manokana ve ao amin'ny dikan-teny?
1.
3. Mazava sy mahazatra ve ny voambolana ampiasaina?
3.
1. Mazava sy mahazatra ve ny voambolana ampiasaina?
1.
5. Mifanaraka amin'ny tian'ny mpanoratra ho lazaina
5.
1. Mifanaraka ve ny fahazoana ny hevitry ny dikan-teny sy ny lahatsoratra niaingana?
1.
1. Mifanaraka ve ny fahazoana ny hevitry ny dikan-teny sy ny lahatsoratra niaingana?
1.
2. Mitovy amin'ny lahatsoratra niaingana sy izay ao amin'ny Baiboly ve ny lahatsoratra nadika?
2.
1. Mitovy amin'ny lahatsoratra niaingana sy izay ao amin'ny Baiboly ve ny lahatsoratra nadika?
1.
3. Voahaja sy azo ekena ve ny fanohanana ny hevitry ny teny nadika?
3.
1. Voahaja sy azo ekena ve ny fanohanana ny hevitry ny teny nadika?
1.
6. Mifanaraka amin'ny tantara
6.
1. Voatohana amin'ny alalan'ny tantara fantatra fa nisy araka ny vanim-potoana ve ny lahatsoratra?
1.
1. Voatohana amin'ny alalan'ny tantara fantatra fa nisy araka ny vanim-potoana ve ny lahatsoratra?
1.
2. Mifanaraka ve ny zava-nisy ara-tantara sy ny tranga?
2.
1. Mifanaraka ve ny zava-nisy ara-tantara sy ny tranga?
1.
3. Fantatra tsara ve, voadika tsara ve, voafaritra tsara ve ny olona sy ny toerana?
3.
1. Fantatra tsara ve, voadika tsara ve, voafaritra tsara ve ny olona sy ny toerana?
1.
4. Mitovy ve ny lanja, na sandam-bola sns ao amin'ny baiboly sy ny dikan-teny ao amin'ny firenena iray?
4.
1. Mitovy ve ny lanja, na sandam-bola sns ao amin'ny baiboly sy ny dikan-teny ao amin'ny firenena iray?
1.
7. Mitovy
7.
1. Mitovy tsara ve ny dikan-teny? Mitovy ve ny fiantraikan'ny dikan-teny sy ny lahatsoratra adika? Mitovy ve ny fihetsem-po avoakan'ny dikan-teny sy ny lahatsoratra niaingana?
1.
1. Mitovy tsara ve ny dikan-teny? Mitovy ve ny fiantraikan'ny dikan-teny sy ny lahatsoratra adika? Mitovy ve ny fihetsem
1.
2. Mitovy ve ny sokajin-dahatsoratra isaky ny toko sy ny boky?
2.
1. Mitovy ve ny sokajin-dahatsoratra isaky ny toko sy ny boky?
1.
3. Miteny tsara ve ny voambolana ampiasaina sy ny teny ampiasain'ny mpanoratra?
3.
1. Miteny tsara ve ny voambolana ampiasaina sy ny teny ampiasain'ny mpanoratra?
1.
4. Mazava sy azo fantarina ve ny rindram-peo sy ny tanjona?
4.
1. Mazava sy azo fantarina ve ny rindram-peo sy ny tanjona?
1.